2 Mpanjaka 23:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nopotipotehin’i+ Josia koa ny tsangambato masina, ary nokapainy ny tsato-kazo masina, ka nofenoiny taolam-paty ny toerana nisy an’ireny.
14 Nopotipotehin’i+ Josia koa ny tsangambato masina, ary nokapainy ny tsato-kazo masina, ka nofenoiny taolam-paty ny toerana nisy an’ireny.