2 Tantara 33:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy,+ toy ny nataon’i Manase rainy.+ Dia nanao sorona+ ho an’ny sary sokitra+ rehetra nataon’i Manase+ rainy izy, sady nanompo an’ireny.+
22 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy,+ toy ny nataon’i Manase rainy.+ Dia nanao sorona+ ho an’ny sary sokitra+ rehetra nataon’i Manase+ rainy izy, sady nanompo an’ireny.+