Levitikosy 26:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Hopotehiko ny toerana avo masina+ eo aminareo, horavako ny fandoroana emboka manitra, ary ny fatinareo kosa hataoko eny ambonin’ny fatin’ny sampinareo maharikoriko.*+ Ary ho halako tokoa ianareo.+ Deoteronomia 7:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Fa izao kosa no hataonareo amin’ireny: Arodano ny alitarany,+ torotoroy ny tsangambatony masina,+ kapao+ ny tsato-kazony masina,+ ary dory ny sary sokitra ivavahany.+
30 Hopotehiko ny toerana avo masina+ eo aminareo, horavako ny fandoroana emboka manitra, ary ny fatinareo kosa hataoko eny ambonin’ny fatin’ny sampinareo maharikoriko.*+ Ary ho halako tokoa ianareo.+
5 “Fa izao kosa no hataonareo amin’ireny: Arodano ny alitarany,+ torotoroy ny tsangambatony masina,+ kapao+ ny tsato-kazony masina,+ ary dory ny sary sokitra ivavahany.+