Mpitsara 18:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia niditra tao an-tranon’i Mika izy dimy lahy ka naka ny sary sokitra sy ny efoda sy ny terafima ary ny sarivongana metaly.+ Ary hoy ilay mpisorona+ tamin’izy ireo: “Fa inona ity ataonareo?”
18 Dia niditra tao an-tranon’i Mika izy dimy lahy ka naka ny sary sokitra sy ny efoda sy ny terafima ary ny sarivongana metaly.+ Ary hoy ilay mpisorona+ tamin’izy ireo: “Fa inona ity ataonareo?”