2 Mpanjaka 12:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 sy ho an’ny mpandatsa-biriky sy ny mpipai-bato.+ Nomena koa izany mba hividianana hazo sy vato voapaika hanamboarana ny triatra amin’ny tranon’i Jehovah, sy hampiasaina amin’ny lany rehetra amin’ny fanamboarana ilay trano.
12 sy ho an’ny mpandatsa-biriky sy ny mpipai-bato.+ Nomena koa izany mba hividianana hazo sy vato voapaika hanamboarana ny triatra amin’ny tranon’i Jehovah, sy hampiasaina amin’ny lany rehetra amin’ny fanamboarana ilay trano.