1 Tantara 9:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary niandraikitra ny mofo mifanaingina,+ ny sasany tamin’ny taranaky ny Kehatita rahalahin’ireo, mba hanomana izany isaky ny sabata.+ 2 Tantara 20:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia nitsangana ny Levita+ taranaky ny Kehatita+ sy taranaky ny Korahita+ mba hidera an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely tamin’ny feo faran’izay mafy.+
32 Ary niandraikitra ny mofo mifanaingina,+ ny sasany tamin’ny taranaky ny Kehatita rahalahin’ireo, mba hanomana izany isaky ny sabata.+
19 Dia nitsangana ny Levita+ taranaky ny Kehatita+ sy taranaky ny Korahita+ mba hidera an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely tamin’ny feo faran’izay mafy.+