Deoteronomia 31:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Rehefa voasoratr’i Mosesy tao amin’ny boky avokoa ny teny ato amin’ity lalàna ity,+ 2 Mpanjaka 22:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tatỳ aoriana, dia hoy i Hilkia+ mpisoronabe tamin’i Safana+ mpitan-tsoratra:+ “Hitako tao an-tranon’i Jehovah ny boky misy ny lalàna.”+ Dia nomeny an’i Safana ilay boky, ka novakin’i Safana.
8 Tatỳ aoriana, dia hoy i Hilkia+ mpisoronabe tamin’i Safana+ mpitan-tsoratra:+ “Hitako tao an-tranon’i Jehovah ny boky misy ny lalàna.”+ Dia nomeny an’i Safana ilay boky, ka novakin’i Safana.