12 Nomba ny Joda koa ny tanan’Andriamanitra, ka nahatonga azy ireo hiray fo+ hanatanteraka ny didin’ny+ mpanjaka sy ny andriana, momba ny fanompoana an’i Jehovah.+
16 Dia naoriny indray ny alitaran’i Jehovah,+ ka teo ambonin’izy io no nanaovany sorona iombonana+ sy sorona fisaorana.+ Ary nampirisika ny Joda hanompo an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely izy.+