Eksodosy 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Toy izao no hataonareo rehefa mihinana azy: Ny sikina ho eny amin’ny andilanareo,+ ny kapa+ ho eny an-tongotrareo, ary ny tehinareo ho eny an-tananareo. Dia hohaninareo haingana ilay izy. Paskan’i Jehovah+ izany. Levitikosy 23:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ny andro fahefatra ambin’ny folon’ny volana voalohany,+ eo anelanelan’ny takariva roa,* dia Paska+ ho an’i Jehovah. Nomery 9:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Tokony hikarakara ny sorona fanao amin’ny Paska+ ny zanak’Israely, amin’ny fotoana voatondro.+
11 Toy izao no hataonareo rehefa mihinana azy: Ny sikina ho eny amin’ny andilanareo,+ ny kapa+ ho eny an-tongotrareo, ary ny tehinareo ho eny an-tananareo. Dia hohaninareo haingana ilay izy. Paskan’i Jehovah+ izany.
5 Ny andro fahefatra ambin’ny folon’ny volana voalohany,+ eo anelanelan’ny takariva roa,* dia Paska+ ho an’i Jehovah.