21 Dia nantsoin’i Mosesy avy hatrany ny anti-panahy rehetran’ny Israely,+ ka nilazany hoe: “Mandehana maka ondry na osy, ka ataovy iray isam-pianakaviana izany, dia vonoy hatao sorona amin’ny Paska.+
7 Esory ny lalivay efa ela, mba ho koba vaovao+ ianareo, satria tsy tokony hisy lalivay ianareo. Fa efa natao sorona+ tokoa i Kristy,+ izay toy ny zanak’ondrin’ny Paska.+