5 Dia hoy izy tamin’ireo: “Mihainoa ahy, ry Levita! Hamasino+ ny tenanareo ary hamasino koa ny tranon’i Jehovah Andriamanitry ny razanareo, ka avoahy avy ao amin’ny toerana masina ny zavatra tsy madio.+
20 Ary niara-nidio+ ny mpisorona sy ny Levita, ka nadio avokoa. Koa novonoin’izy ireo ny biby atao sorona+ amin’ny Paska, ho an’ireo rehetra avy any an-tsesitany sy ho an’ireo mpisorona rahalahiny ary ho an’ny tenany.