3 Ary hatolotr’ilay olona ho fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah ny ampahany amin’ilay sorona iombonana, dia ny taviny+ manarona ny tsinainy, eny, ny taviny rehetra eo amin’ny tsinainy,+
14 Ary halain’ilay olona ny tavin’ilay osy ka hatolony ho fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah, izany hoe ny taviny manarona ny tsinainy, eny, ny taviny rehetra eo amin’ny tsinainy,+