5 volamena ho an’izay zavatra volamena, ary volafotsy ho an’izay volafotsy sy ho an’izay rehetra ataon’ny mpanao asa tanana. Koa iza no vonona hanao fanomezana an-tsitrapo ho an’i Jehovah anio?”+
13 Efa nanome baiko+ aho, fa ny vahoakan’Israely rehetra sy ny mpisorony ary ny Levitany eto amin’ny fanjakako,+ izay te hankany Jerosalema hiaraka aminao, dia mahazo mandeha.+