Eksodosy 18:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia nifantina lehilahy mahay teo anivon’ny Israely rehetra i Mosesy, ka nanendry azy ho lohandohany teo amin’ny vahoaka,+ dia lehiben’ny arivo, sy lehiben’ny zato, sy lehiben’ny dimampolo, ary lehiben’ny folo.
25 Dia nifantina lehilahy mahay teo anivon’ny Israely rehetra i Mosesy, ka nanendry azy ho lohandohany teo amin’ny vahoaka,+ dia lehiben’ny arivo, sy lehiben’ny zato, sy lehiben’ny dimampolo, ary lehiben’ny folo.