1 Mpanjaka 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 dia hotanterahiko tokoa izany teninao izany.+ Koa homeko fo hendry sy mahiratra ianao,+ ka tsy hisy tahaka anao na ny tany alohanao na ny any aorianao.+ Salamo 34:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Zara raha manan-kohanina ny liona tanora matanjaka ka noana,+Fa izay mitady an’i Jehovah kosa tsy mba ho ory zava-tsoa.+ Efesianina 3:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary ho an’ilay afaka manao mihoatra noho izay rehetra angatahintsika na eritreretintsika,+ eny, mihoatra lavitra noho izany mihitsy aza, araka ny heriny izay miasa+ ao anatintsika, 1 Jaona 5:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary raha fantatsika fa mihaino antsika izy na inona na inona angatahintsika,+ dia fantatsika fa ho azontsika izany, satria nangatahintsika taminy.+
12 dia hotanterahiko tokoa izany teninao izany.+ Koa homeko fo hendry sy mahiratra ianao,+ ka tsy hisy tahaka anao na ny tany alohanao na ny any aorianao.+
10 Zara raha manan-kohanina ny liona tanora matanjaka ka noana,+Fa izay mitady an’i Jehovah kosa tsy mba ho ory zava-tsoa.+
20 Ary ho an’ilay afaka manao mihoatra noho izay rehetra angatahintsika na eritreretintsika,+ eny, mihoatra lavitra noho izany mihitsy aza, araka ny heriny izay miasa+ ao anatintsika,
15 Ary raha fantatsika fa mihaino antsika izy na inona na inona angatahintsika,+ dia fantatsika fa ho azontsika izany, satria nangatahintsika taminy.+