3 Ary nanao fifanarahana+ tamin’i Farao mpanjakan’i Ejipta i Solomona ka nalainy ho vady ny zanakavavin’i Farao.+ Dia nentiny tao amin’ny Tanànan’i Davida+ ravehivavy, mandra-pahavitany ny tranony+ sy ny tranon’i Jehovah+ ary ny manda manodidina an’i Jerosalema.+