8 Lavidavitra an’ilay trano anisan’ny Lala-mitafo kosa ny trano hipetrahan’i Solomona, izay nataony teo amin’ilay tokotany+ iray. Nitovy tamin’io trano io ihany ny nanaovana azy. Ary nisy trano sahala amin’io Lala-mitafo io naorin’i Solomona ho an’ny zanakavavin’i Farao,+ izay nalainy ho vady.