Levitikosy 23:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Eny, hanisa dimampolo andro+ ianareo, ka amin’ny ampitson’ny sabata fahafito izany no ho tapitra. Dia manolora fanatitra varimbazaha vaovao+ ho an’i Jehovah. Asan’ny Apostoly 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Teo amin’ny toerana iray daholo izy rehetra, tamin’ny andro Pentekosta.+
16 Eny, hanisa dimampolo andro+ ianareo, ka amin’ny ampitson’ny sabata fahafito izany no ho tapitra. Dia manolora fanatitra varimbazaha vaovao+ ho an’i Jehovah.