1 Mpanjaka 11:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary hoy izy tamin’i Jeroboama: “Makà folo ho anao, fa izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Hesoriko tsy ho eo an-tanan’i Solomona ny fanjakana, ka homeko foko folo ianao.+ 2 Tantara 10:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa tsy nohenoin’ny mpanjaka ny vahoaka. I Jehovah Andriamanitra mantsy no nahatonga izany+ mba hanatanterahany ny teny+ nolazainy tamin’i Jeroboama zanak’i Nebata,+ tamin’ny alalan’i Ahia+ Silonita.+
31 Ary hoy izy tamin’i Jeroboama: “Makà folo ho anao, fa izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Hesoriko tsy ho eo an-tanan’i Solomona ny fanjakana, ka homeko foko folo ianao.+
15 Koa tsy nohenoin’ny mpanjaka ny vahoaka. I Jehovah Andriamanitra mantsy no nahatonga izany+ mba hanatanterahany ny teny+ nolazainy tamin’i Jeroboama zanak’i Nebata,+ tamin’ny alalan’i Ahia+ Silonita.+