2 Tantara 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Raha vao mafy orina ny fanjakan’i Rehoboama+ ka nahery izy, dia nahafoy ny lalàn’i Jehovah+ izy sy ny Israely rehetra+ niaraka taminy.
12 Raha vao mafy orina ny fanjakan’i Rehoboama+ ka nahery izy, dia nahafoy ny lalàn’i Jehovah+ izy sy ny Israely rehetra+ niaraka taminy.