-
1 Tantara 24:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Ary nanao antsapaka+ toa an’ireo rahalahiny taranak’i Arona koa izy ireo, teo anatrehan’i Davida Mpanjaka, sy Zadoka, sy Ahimeleka, sy ny lohan’ireo fianakaviamben’ny mpisorona, ary ny lohan’ireo fianakaviamben’ny Levita. Nitovy ihany ny nitondrana ny lohan’ireo fianakaviambe,+ na zokiny izy na zandriny.
-
-
1 Tantara 27:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Ary ny isan’ny Zanak’Israely tao amin’ny antoko-miaramila tsirairay, dia efatra arivo sy roa alina. Izy ireo dia lohan’ireo fianakaviambe,+ sy lehiben’ny+ arivo, sy lehiben’ny zato,+ ary nisy koa mpiadidy nanompo+ ny mpanjaka ka nikarakara ny raharaha rehetra momba an’ireo antoko-miaramila nifandimby isam-bolana, nandritra ny volana rehetra amin’ny taona.
-