FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 9:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Solomona,+ na ny voalohany na ny farany, moa ve izany tsy efa voarakitra ao amin’izay nosoratan’i Natana+ mpaminany sy ny faminanian’i Ahia+ Silonita,+ ary ao amin’ny boky mirakitra ny fahitan’i Ido+ mpahita momba an’i Jeroboama+ zanak’i Nebata?+

  • 2 Tantara 13:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Abia, mbamin’izay nataony sy nolazainy, dia efa voasoratra ao amin’ny fitantaran’i Ido+ mpaminany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara