Josoa 18:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Zela,+ Ha-elefa, Jebosa, izany hoe Jerosalema,+ sy Gibea,+ ary Kiriata, dia tanàna efatra ambin’ny folo mbamin’ny tanàna keliny. Izany no lovan’ny taranak’i Benjamina, araka ny fianakaviany avy.+ 1 Samoela 10:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Nody tany an-tranony tany Gibea+ kosa i Saoly. Ary niaraka taminy ireo lehilahy mahery fo, satria nanohina ny fon’izy ireo Andriamanitra.+
28 Zela,+ Ha-elefa, Jebosa, izany hoe Jerosalema,+ sy Gibea,+ ary Kiriata, dia tanàna efatra ambin’ny folo mbamin’ny tanàna keliny. Izany no lovan’ny taranak’i Benjamina, araka ny fianakaviany avy.+
26 Nody tany an-tranony tany Gibea+ kosa i Saoly. Ary niaraka taminy ireo lehilahy mahery fo, satria nanohina ny fon’izy ireo Andriamanitra.+