Genesisy 26:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nihaino ny teniko mantsy i Abrahama ka nanao foana ny adidiny tamiko, sady nitandrina mandrakariva ny didiko sy ny fitsipiko ary ny lalàko.”+ Nomery 9:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Rehefa nijanona andro maro teo ambonin’ny tranolay ny rahona, dia nankatò ny didin’i Jehovah ny zanak’Israely ka tsy niainga.+ Deoteronomia 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Tiavo foana i Jehovah Andriamanitrao,+ ary ataovy mandrakariva ny adidinao aminy, ka tandremo foana ny lalàny sy ny didim-pitsarany+ ary ny didiny.
5 Nihaino ny teniko mantsy i Abrahama ka nanao foana ny adidiny tamiko, sady nitandrina mandrakariva ny didiko sy ny fitsipiko ary ny lalàko.”+
19 Rehefa nijanona andro maro teo ambonin’ny tranolay ny rahona, dia nankatò ny didin’i Jehovah ny zanak’Israely ka tsy niainga.+
11 “Tiavo foana i Jehovah Andriamanitrao,+ ary ataovy mandrakariva ny adidinao aminy, ka tandremo foana ny lalàny sy ny didim-pitsarany+ ary ny didiny.