Mpitsara 10:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah ny zanak’Israely+ hoe: “Efa nanota taminao izahay,+ satria efa nahafoy an’Andriamanitray ka manompo an’ireo Bala.”+ Hosea 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Andao hiverina amin’i Jehovah,+ fa izy no namiravira antsika,+ nefa izy ihany koa no hanasitrana antsika.+ Izy no namely antsika, nefa izy ihany koa no hamehy ny ratrantsika.+
10 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah ny zanak’Israely+ hoe: “Efa nanota taminao izahay,+ satria efa nahafoy an’Andriamanitray ka manompo an’ireo Bala.”+
6 “Andao hiverina amin’i Jehovah,+ fa izy no namiravira antsika,+ nefa izy ihany koa no hanasitrana antsika.+ Izy no namely antsika, nefa izy ihany koa no hamehy ny ratrantsika.+