Mpitoriteny 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ny fahalainana be no mampiletsy ny tafo, ary ny hakamoan’ny tanana no mampitete ny trano.+ Hebreo 12:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa hatanjaho ny tanana miraviravy+ sy ny lohalika malemy,+