Rota 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hamaly soa ny nataonao anie i Jehovah,+ ary hahazo valisoa+ tonga lafatra avy amin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely anie ianao! Teo ambany elany mantsy ianao no tonga nitady fialofana.”+ Kolosianina 3:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 satria fantatrareo fa avy amin’i Jehovah+ no handraisanareo ny lova+ ho valisoa sahaza anareo. Ary manompoa ny Tompo, dia i Kristy.+ Hebreo 11:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary raha tsy amin’ny finoana,+ dia tsy misy azo atao hahazoana sitraka amin’Andriamanitra,+ satria izay manatona azy dia tsy maintsy mino fa misy izy+ sady mpamaly soa+ an’izay mitady mafy azy.+
12 Hamaly soa ny nataonao anie i Jehovah,+ ary hahazo valisoa+ tonga lafatra avy amin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely anie ianao! Teo ambany elany mantsy ianao no tonga nitady fialofana.”+
24 satria fantatrareo fa avy amin’i Jehovah+ no handraisanareo ny lova+ ho valisoa sahaza anareo. Ary manompoa ny Tompo, dia i Kristy.+
6 Ary raha tsy amin’ny finoana,+ dia tsy misy azo atao hahazoana sitraka amin’Andriamanitra,+ satria izay manatona azy dia tsy maintsy mino fa misy izy+ sady mpamaly soa+ an’izay mitady mafy azy.+