2 Tantara 11:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nisy olona avy tamin’ny foko rehetran’ny Israely koa nanaraka an’ireo Levita. Nitady an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely tamin’ny fony manontolo izy ireo, ka nankany Jerosalema+ mba hanao sorona+ ho an’i Jehovah Andriamanitry ny razany.
16 Nisy olona avy tamin’ny foko rehetran’ny Israely koa nanaraka an’ireo Levita. Nitady an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely tamin’ny fony manontolo izy ireo, ka nankany Jerosalema+ mba hanao sorona+ ho an’i Jehovah Andriamanitry ny razany.