Mpitoriteny 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Aleo tsy mivoady,+ toy izay mivoady nefa tsy manefa.+ Matio 5:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 “Efa renareo koa fa voalaza tamin’ny olona fahiny hoe: ‘Aza mianiana+ nefa avy eo tsy manatanteraka, fa tsy maintsy efainao amin’i Jehovah ny voadinao.’+
33 “Efa renareo koa fa voalaza tamin’ny olona fahiny hoe: ‘Aza mianiana+ nefa avy eo tsy manatanteraka, fa tsy maintsy efainao amin’i Jehovah ny voadinao.’+