1 Mpanjaka 15:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary nanao tetika hamelezana an’i Nadaba i Basa+ zanak’i Ahia anisan’ny taranak’Isakara, ka namono azy ho faty tao Gibetona,+ izay an’ny Filistinina. Mbola nanao fahirano an’i Gibetona i Nadaba sy ny Israely rehetra tamin’izay.
27 Ary nanao tetika hamelezana an’i Nadaba i Basa+ zanak’i Ahia anisan’ny taranak’Isakara, ka namono azy ho faty tao Gibetona,+ izay an’ny Filistinina. Mbola nanao fahirano an’i Gibetona i Nadaba sy ny Israely rehetra tamin’izay.