1 Mpanjaka 15:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Misy fifanekena eo amiko sy aminao, ary eo amin’ny raiko sy ny rainao. Nandefasako volafotsy sy volamena ianao ho fanomezana.+ Koa foany ny fifanekena nifanaovanao tamin’i Basa mpanjakan’ny Israely, mba hialany amiko.”+
19 “Misy fifanekena eo amiko sy aminao, ary eo amin’ny raiko sy ny rainao. Nandefasako volafotsy sy volamena ianao ho fanomezana.+ Koa foany ny fifanekena nifanaovanao tamin’i Basa mpanjakan’ny Israely, mba hialany amiko.”+