2 Tantara 14:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nivoaka hiady tamin’izy ireo i Zera Etiopianina+ sy ny tafiny nisy miaramila iray tapitrisa+ sy kalesy telonjato, ka tonga hatrany Maresa.+
9 Ary nivoaka hiady tamin’izy ireo i Zera Etiopianina+ sy ny tafiny nisy miaramila iray tapitrisa+ sy kalesy telonjato, ka tonga hatrany Maresa.+