FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 37:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Ialao ny fahatezerana ary atsaharo ny fahavinirana.+

      Aza tezitra sao hahatonga anao hanao ratsy izany.+

  • Salamo 141:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Raha mamely ahy ny olo-marina, dia raisiko ho hatsaram-panahy feno fitiavana izany.+

      Ary raha mananatra ahy izy, dia toy ny menaka ahosotra amin’ny loha izany+

      Ka tsy holavin’ny lohako.+

      Fa hivavaka ho azy mihitsy aza aho raha misy loza manjo azy.+

  • Ohabolana 29:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Izay mora tezitra mampisy fifandirana,+ ary izay mora misafoaka dia be fahadisoana.+

  • Galatianina 5:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 fanompoan-tsampy, filalaovana ody,*+ fifandrafiana, fifamaliana, fialonana, fipoahan’ny fahatezerana, fifandirana, fisaratsarahana, sekta,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara