Lioka 23:56 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 56 Dia nody izy ireo mba hanomana zavamaniry mani-pofona sy menaka manitra.+ Mazava ho azy anefa fa niala sasatra izy ireo ny sabata,+ satria izany no didy. Jaona 12:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hoy i Jesosy ho fiarovana an’i Maria: “Avelao izy, fa mba hitandremany ny fomba fanao ho amin’ny andro handevenana ahy no anaovany izao.+
56 Dia nody izy ireo mba hanomana zavamaniry mani-pofona sy menaka manitra.+ Mazava ho azy anefa fa niala sasatra izy ireo ny sabata,+ satria izany no didy.
7 Dia hoy i Jesosy ho fiarovana an’i Maria: “Avelao izy, fa mba hitandremany ny fomba fanao ho amin’ny andro handevenana ahy no anaovany izao.+