Marka 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Rehefa nifarana ny sabata,+ dia nividy zavamaniry mani-pofona i Maria Magdalena+ sy Maria renin’i Jakoba ary Salome, fa nikasa ho any am-pasana izy ireo mba hanosotra an’izany amin’i Jesosy.+ Jaona 19:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Nalain’izy roa lahy ny fatin’i Jesosy, ka nofonosiny fehim-paty niaraka tamin’ny zavamaniry mani-pofona,+ araka ny fanaon’ny Jiosy rehefa mikarakara faty halevina.
16 Rehefa nifarana ny sabata,+ dia nividy zavamaniry mani-pofona i Maria Magdalena+ sy Maria renin’i Jakoba ary Salome, fa nikasa ho any am-pasana izy ireo mba hanosotra an’izany amin’i Jesosy.+
40 Nalain’izy roa lahy ny fatin’i Jesosy, ka nofonosiny fehim-paty niaraka tamin’ny zavamaniry mani-pofona,+ araka ny fanaon’ny Jiosy rehefa mikarakara faty halevina.