1 Samoela 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 I Jehovah no mampahantra+ sy mampanan-karena,+Izy no mampietry sy manandratra.+ 2 Tantara 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa nataon’i Jehovah mafy orina teo an-tanany ny fanjakana.+ Ary nanateran’ny Joda rehetra fanomezana+ foana i Josafata, ka nahazo harena sy voninahitra be.+ Ohabolana 10:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ny fitahian’i Jehovah no mampanan-karena+ ary tsy ampiany fahoriana izany.+
5 Koa nataon’i Jehovah mafy orina teo an-tanany ny fanjakana.+ Ary nanateran’ny Joda rehetra fanomezana+ foana i Josafata, ka nahazo harena sy voninahitra be.+