Deoteronomia 4:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Ireto avy izany tanàna izany: Bezera+ any an-tany efitra, eny amin’ny lembalemba, ho an’ny Robenita; Ramota+ any Gileada, ho an’ny Gadita; ary Golana+ any Basana, ho an’ny Manasita.+ 1 Tantara 6:80 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 80 Ary ny tanàna avy tamin’ny fokon’i Gada+ dia i Ramota+ any Gileada sy ny kijanany, Mahanaima+ sy ny kijanany,
43 Ireto avy izany tanàna izany: Bezera+ any an-tany efitra, eny amin’ny lembalemba, ho an’ny Robenita; Ramota+ any Gileada, ho an’ny Gadita; ary Golana+ any Basana, ho an’ny Manasita.+
80 Ary ny tanàna avy tamin’ny fokon’i Gada+ dia i Ramota+ any Gileada sy ny kijanany, Mahanaima+ sy ny kijanany,