FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 9:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nankasitraka+ anay nandritra ny fotoana fohy ianao, ry Jehovah Andriamanitray, ary nasianao niangana+ izahay ka nafahanao, ary nomenao toerana mafy orina* tao amin’ny toeranao masina izahay, mba hampamirapiratra ny masonay,+ ry Andriamanitray ô, sy mba hamelombelona kely anay na dia andevozina aza izahay.+

  • Nehemia 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia tonga i Hanany,+ iray tamin’ireo rahalahiko, mbamin’ny lehilahy hafa avy tany Joda. Ary nanontaniako+ azy ireo ny momba ny Jiosy,+ dia ireo sisa niangana+ izay nafahana avy tamin’ny fahababoana.+ Nanontany momba an’i Jerosalema koa aho.

  • Isaia 10:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Hisy sisa tavela hiverina amin’ilay Andriamanitra Mahery, dia ireo sisa amin’i Jakoba.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara