1 Tantara 21:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nasain’ilay anjelin’i Jehovah nilaza tamin’i Davida i Gada+ mba hiakatra ka hanangana alitara ho an’i Jehovah eo amin’ny famoloan’i Ornana Jebosita.+ 2 Tantara 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary i Solomona nanomboka nanorina ny tranon’i Jehovah+ tany Jerosalema, teo amin’ny Tendrombohitra Moria,+ izay nisehoan’i Jehovah tamin’i Davida rainy,+ dia teo amin’ilay toerana efa nomanin’i Davida teo amin’ny famoloan’i Ornana Jebosita.+
18 Nasain’ilay anjelin’i Jehovah nilaza tamin’i Davida i Gada+ mba hiakatra ka hanangana alitara ho an’i Jehovah eo amin’ny famoloan’i Ornana Jebosita.+
3 Ary i Solomona nanomboka nanorina ny tranon’i Jehovah+ tany Jerosalema, teo amin’ny Tendrombohitra Moria,+ izay nisehoan’i Jehovah tamin’i Davida rainy,+ dia teo amin’ilay toerana efa nomanin’i Davida teo amin’ny famoloan’i Ornana Jebosita.+