FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 10:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Ary amin’ny andro ifalianareo,+ sy amin’ny fotoanan’ny fetinareo,+ ary isaky ny fiandohan’ny volana,+ dia hitsoka trompetra eo ambonin’ny fanatitra dorana+ sy ny sorona iombonana+ atolotrareo ianareo. Ho fampahatsiarovana ho anareo eo anatrehan’Andriamanitrareo ny fampiasana ny trompetra. Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.”+

  • 2 Tantara 2:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Hanorina trano ho an’ny anaran’i+ Jehovah Andriamanitro aho,+ mba hohamasiniko+ ho azy, sy handoroana emboka manitra+ eo anatrehany miaraka amin’ny mofo+ mifanaingina izay eo mandrakariva, ary mba hanaterana fanatitra dorana amin’ny maraina sy ny takariva,+ rehefa sabata+ sy tsinam-bolana+ ary amin’ny fotoanan’ny fety+ ho an’i Jehovah Andriamanitray. Hataon’ny Israely mandritra ny fotoana tsy voafetra+ izany.

  • Salamo 81:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Tsofy ny anjombona, rehefa tsinam-bolana+

      Sy rehefa fenomanana, fa fety ny andro.+

  • Kolosianina 2:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Koa aoka tsy hisy hitsara+ anareo ny amin’ny fihinanana sy ny fisotroana,+ na ny andro fety+ na ny fankalazana tsinam-bolana,+ na ny fitandremana sabata.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara