FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 30:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 dia hampodin’i Jehovah Andriamanitrao ireo olonao babo,+ ary hiantrany+ ianao ka hangoniny avy any amin’ny firenena rehetra nanaparitahan’i Jehovah Andriamanitrao anao.+

  • Nehemia 7:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tamin’ireo nataon’i Nebokadnezara+ mpanjakan’i Babylona sesitany,+ dia ireto avy ny zanaky ny faritany+ izay nivoaka avy tamin’ny fahababoana,+ ka niverina tany Jerosalema sy Joda, tany amin’ny tanànany avy,+

  • Zefania 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ho lasa faritra honenan’ny sisa amin’ny taranak’i Joda+ izany, ka eo izy ireo no hiraoka ahitra toy ny ondry. Ao amin’ireo trano any Askelona izy ireo no hivalampatra rehefa takariva. Fa hitsinjo azy ireo i Jehovah Andriamaniny+ ka hampody an’ireo babo.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara