Eksodosy 15:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary namaly ny hiran’ireo lehilahy i Miriama, ka nanao hoe:+ “Mihirà ho an’i Jehovah,+ fa nisandratra avo dia avo izy.+Natsipiny tao an-dranomasina ny soavaly mbamin’ny mpitaingina azy.”+ Nehemia 12:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 I Hasabia sy Serebia+ ary Jesoa zanak’i Kadmiela+ no filohan’ny Levita, ary nifanandrify taminy ny rahalahin’izy ireo mba hihira fiderana sy fisaorana, araka ny didin’i+ Davida lehilahin’Andriamanitra, ka nifanandrify ireo antokona mpiambina.
21 Ary namaly ny hiran’ireo lehilahy i Miriama, ka nanao hoe:+ “Mihirà ho an’i Jehovah,+ fa nisandratra avo dia avo izy.+Natsipiny tao an-dranomasina ny soavaly mbamin’ny mpitaingina azy.”+
24 I Hasabia sy Serebia+ ary Jesoa zanak’i Kadmiela+ no filohan’ny Levita, ary nifanandrify taminy ny rahalahin’izy ireo mba hihira fiderana sy fisaorana, araka ny didin’i+ Davida lehilahin’Andriamanitra, ka nifanandrify ireo antokona mpiambina.