FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 6:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Dia nopetahany takela-bolamena ilay trano manontolo,+ mandra-pahavitan’ilay trano. Nopetahany takela-bolamena koa ilay alitara+ manontolo,+ izay teo anoloan’ny efitra anatiny indrindra.

  • Hagay 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 ‘Iza aminareo no nahita ity trano ity tamin’ny voninahiny taloha ka mbola velona eto ankehitriny?+ Ahoana no fahitanareo azy izao? Tsy toy ny tsinontsinona+ ve raha oharina amin’ilay taloha?’

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara