Zakaria 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Ny tanan’i Zerobabela no nametraka ny fototr’ity trano ity,+ ary ny tanany koa no hamita ity trano ity.”+ Dia ho fantatrao fa i Jehovah Tompon’ny tafika no naniraka ahy ho atỳ aminareo.+
9 “Ny tanan’i Zerobabela no nametraka ny fototr’ity trano ity,+ ary ny tanany koa no hamita ity trano ity.”+ Dia ho fantatrao fa i Jehovah Tompon’ny tafika no naniraka ahy ho atỳ aminareo.+