Salamo 55:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Malefaka noho ny dibera ny tenin’ny molony,+Nefa ny fony vonon-kiady.+Eny, malefaka noho ny menaka ny teniny,+Nefa toy ny sabatra efa notsoahana tao anaty tranony.+ Ohabolana 26:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Toy ny ankoso-bolafotsy amin’ny silaka tanimanga ny olona manao teny feno fitiavana nefa ny fony feno fankahalana.+ Ohabolana 26:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Aza matoky azy+ na dia manao teny malefaka aza izy,+ fa zavatra fito maharikoriko+ no ao am-pony.
21 Malefaka noho ny dibera ny tenin’ny molony,+Nefa ny fony vonon-kiady.+Eny, malefaka noho ny menaka ny teniny,+Nefa toy ny sabatra efa notsoahana tao anaty tranony.+
23 Toy ny ankoso-bolafotsy amin’ny silaka tanimanga ny olona manao teny feno fitiavana nefa ny fony feno fankahalana.+