FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 4:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary ny mpanjaka nandefa izao taratasy izao ho an’i Rehoma+ lehiben’ny tompon’andraiki-panjakana sy Simsay mpanoratra ary ny namany+ hafa izay nonina tany Samaria, mbamin’ny sisa tatỳ ampitan’ny Renirano:

      “Miarahaba anareo!+

  • Ezra 4:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Rehefa voavaky teo anatrehan’i Rehoma+ sy Simsay+ mpanoratra ary ireo namany+ ny dika mitovy amin’ilay taratasin’i Artaksersesy Mpanjaka, dia lasa haingana izy ireo nankany amin’ny Jiosy tany Jerosalema, ary nanao an-keriny mba hampitsaharana ny asan’izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara