2 Mpanjaka 17:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia namoaka didy ny mpanjakan’i Asyria, hoe: “Asaivo mankany ny iray amin’ny mpisorona,+ izay nipetraka tany talohan’ny nanaovana azy sesitany. Asaivo mipetraka any izy mba hampianatra azy ireo ny fivavahana amin’ny Andriamanitr’ilay tany.”
27 Dia namoaka didy ny mpanjakan’i Asyria, hoe: “Asaivo mankany ny iray amin’ny mpisorona,+ izay nipetraka tany talohan’ny nanaovana azy sesitany. Asaivo mipetraka any izy mba hampianatra azy ireo ny fivavahana amin’ny Andriamanitr’ilay tany.”