14 Ary nentanin’i Jehovah+ i Zerobabela* zanak’i Sealtiela, governoran’i Joda, sy Josoa+ mpisoronabe zanak’i Jozadaka, ary ny vahoaka sisa rehetra. Dia niroso izy ireo nanao ny asa momba ny tranon’ilay Andriamaniny, dia i Jehovah Tompon’ny tafika.+
7 Iza moa ianao, ry tendrombohitra lehibe?+ Ho lasa tany lemaka ianao eo anatrehan’i Zerobabela.+ Ary hitondra ny vato+ fametraka eny an-tampony izy. Dia hihoby+ ny olona mahita izany, ka hanao hoe: “Tena tsara tarehy izy izany! Tena tsara tarehy mihitsy!”’”+