Nehemia 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tamin’ireo nataon’i Nebokadnezara+ mpanjakan’i Babylona sesitany,+ dia ireto avy ny zanaky ny faritany+ izay nivoaka avy tamin’ny fahababoana,+ ka niverina tany Jerosalema sy Joda, tany amin’ny tanànany avy,+
6 Tamin’ireo nataon’i Nebokadnezara+ mpanjakan’i Babylona sesitany,+ dia ireto avy ny zanaky ny faritany+ izay nivoaka avy tamin’ny fahababoana,+ ka niverina tany Jerosalema sy Joda, tany amin’ny tanànany avy,+