Genesisy 40:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Rehefa afaka telo andro, dia havoakan’i Farao ianao, ka hotapahiny ny lohanao. Ary hahantony amin’ny tsato-kazo ianao,+ ka hohanin’ny vorona ny nofonao.”+ Deoteronomia 21:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Raha misy olona manao fahotana mahameloka azy ho faty, ka novonoina+ ary nahantona teo amin’ny tsato-kazo,+
19 Rehefa afaka telo andro, dia havoakan’i Farao ianao, ka hotapahiny ny lohanao. Ary hahantony amin’ny tsato-kazo ianao,+ ka hohanin’ny vorona ny nofonao.”+
22 “Raha misy olona manao fahotana mahameloka azy ho faty, ka novonoina+ ary nahantona teo amin’ny tsato-kazo,+